|
|
|
|

Entry1  ati-trano
Elementary words  2  aty, trano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10] ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany
Explanations in English  5  [1.7][atitrano] the inside of a house
Explanations in French  6  [1.8][atitrano] l'intérieur d'une maison
Examples  7  Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#]
8  Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#]

Anagrams  9  ati-trano, naitatro, nitataro, notarati, tataroin

Updated on 2023/05/23