Entry | 1 aterana |
Root | 2 atitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety [1.1] |
Explanations in English |
5 used of the person to whom anything is sent, etc. [1.2] |
Explanations in French |
6 A qui on offre, on porte [1.3] |
Examples |
7 ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word aterana |
Updated on 2023/08/16 |