|
|
|
|

Entry1  ataotao
Root  2  tao
Part of speech  3  passive verb
Explanations in French  4  [1.3] qu'on fait par manière d'acquit
Examples  5  Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo [2.117#21]
6  Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra [1.318]
7  fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy [2.48]
8  ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako [2.996#30.6.14]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word ataotao

Updated on 2023/01/20