Entry | 1 atafo |
Root | 2 tafo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra |
Explanations in English |
5 [1.2#598] used of that employed as a roof |
Explanations in French |
6 [1.3#642] Qui sert à faire le toit, à couvrir: Ny herana no atafon' ny ankabiazan’ny Malagasy ny tranony (C’est Avec des joncs que la plupart des Malgaches couvrent leurs maisons) |
Morphology |
|
Anagrams | 11 afato, afota, atafo, fatao, tafao, tafoa |
Updated on 2023/01/20 |