Entry asolo (solo)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako [Rajemisa 1985]
French translation Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu) [Abinal 1888]
Morphology 
asolo
asoloko
asolonao
asolony
asolontsika
asolonay
asolonareo
asolon'
asolon-
asolom-
nasolo
nasoloko
nasolonao
nasolony
nasolontsika
nasolonay
nasolonareo
nasolon'
nasolon-
nasolom-
hasolo
hasoloko
hasolonao
hasolony
hasolontsika
hasolonay
hasolonareo
hasolon'
hasolon-
hasolom-
asoloy
Examples 
1fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [Razoharinoro: Soratra]
Quotes 

Updated on 2021/01/15