Entry | aripaka (ripaka) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty ¶ Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo ¶ Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
English translation | to be destroyed en masse [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
French translation | qu'on couche ou extermine en masse [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word aripaka | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |