Entry | ripaka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Destroyed in large numbers [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Couché ou exterminé en masse [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | paraky, pikara, ripaka |
Updated on 2020/07/31 |