Entry arindrano (ary, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy [Rajemisa 1985]
English definition a lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict] [Richardson 1885]
Vocabulary 
Quotes 

Entry Arindrano (ary, rano)
Part of speech name (toponym) [list]
English definition Name of a well-watered district in the Betsileo province [Richardson 1885]

2010/08/26