Entry arebireby (rebireby)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-dRakoto ny zanany
Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho
Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza arebireby amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa
Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Narebirebin' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [1.1]
Explanations in French Qu’on trouble, qu'on embarrasse, qu'on égare, qu'on dupe [1.3]
Examples azo arebireby sy kolikolena amin' ny fitiavam-boninahitra sy ny volan-Jodasy [1.342]
Morphology 
Present : arebireby, arebirebiko, arebirebinao, arebirebiny, arebirebintsika, arebirebinay, arebirebinareo, arebirebin', arebirebin-, arebirebim-
Past : narebireby, narebirebiko, narebirebinao, narebirebiny, narebirebintsika, narebirebinay, narebirebinareo, narebirebin', narebirebin-, narebirebim-
Future : harebireby, harebirebiko, harebirebinao, harebirebiny, harebirebintsika, harebirebinay, harebirebinareo, harebirebin', harebirebin-, harebirebim-
Imperative : arebirebeo
Synonyms rebirebena

Anagrams 

Updated on 2023/01/06