| Entry | 1 rebireby |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitarihana mba hampivily lalana fa tsy amin' ny tokony ho izy
4 Hevitra manodoka hamitahana; fanolikolena; fanadalana [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 23 beribery, rebireby |
| Updated on 2026/02/03 |
|