Entry aranina (arana)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Atao izay sitra-pony sy izay tiany: Aranin' ny ray aman-dreniny loatra io zaza io ka ho simba rahatrizay [Rajemisa 1985]
Morphology 
aranina
araniko
araninao
araniny
aranintsika
araninay
araninareo
aranin'
aranin-
aranim-
arani-
naranina
naraniko
naraninao
naraniny
naranintsika
naraninay
naraninareo
naranin'
naranin-
naranim-
narani-
haranina
haraniko
haraninao
haraniny
haranintsika
haraninay
haraninareo
haranin'
haranin-
haranim-
harani-
arano
Other spellings 

2010/05/14