Entry arana
Part of speech noun
Malagasy definition milaza fanaovana izay tiana [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry arana (ara)
Part of speech passive verb
Malagasy definition  [Taisaka] voarefy, voafatra [Rakotosaona 1972]
French definition  [Taisaka] mesuré [Deschamps 1936]
Morphology 
arana
arako
aranao
arany
arantsika
aranay
aranareo
aran'
aran-
aram-
ara-
narana
narako
naranao
narany
narantsika
naranay
naranareo
naran'
naran-
naram-
nara-
harana
harako
haranao
harany
harantsika
haranay
haranareo
haran'
haran-
haram-
hara-

Entry arana (ara)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] ampifalifaliana [Rakotosaona 1972]

Entry araña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] Tratra [Rakotosaona 1972]

Entry araña
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition  [Betsimisaraka] ery, etsy, aroa [Rakotosaona 1972]

Entry arana
Part of speech noun
French definition  [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry Aràna
Part of speech name (biblical) [list]
 Aràna [Baiboly]
English definition Haran [Baiboly]
French definition Harân [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Harana
Examples — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [Randzavola: Baiboly, page 833]
Articles 

2017/12/07