Entry aotrika (otrika)
Part of speech passive verb
Malagasy definition (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako
¶ (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto
¶ Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [Rajemisa 1985]
English definition to be ripened artificially [Hallanger 1973]
French definition qu'on mûrit artificiellement [Hallanger 1974]
Morphology 
aotrika
aotriko
aotrikao
aotriny
aotritsika
aotrikay
aotrikareo
aotrik'
aotri-
naotrika
naotriko
naotrikao
naotriny
naotritsika
naotrikay
naotrikareo
naotrik'
naotri-
haotrika
haotriko
haotrikao
haotriny
haotritsika
haotrikay
haotrikareo
haotrik'
haotri-
aotreho
Quotes 

2012/10/23