Entry | 1 aoka izany |
Elementary words | 2 aoka, izany |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] izaitsizy, fatratra: Mafy aoka izany itỳ hena itỳ / Tiako aoka izany itỳ tarin' olona mandihy |
Explanations in English |
5 [1.7] very much, too much |
Explanations in French |
6 [1.3#58] combien! oh que! à merveille! mirobolant 7 [1.8] oh combien, excessivement |
Other spellings | 8 aokizany |
Synonyms | 9 aoka re izany |
Anagrams | 10 akoa izany, aoka izany |
Updated on 2023/10/20 |