|
|
|
|

Entry1  antsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Betsimisaraka] [1.78]
4  antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78]
5  Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
Explanations in English  6  a knife [1.2, 1.7]
Explanations in French  7  canif [1.3]
8  couteau dont la lame se replie [1.3]
9  couteau [1.8, 1.13]
Examples  10  Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
11  Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Vocabulary  12  Tools
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word antsy
Article  22  Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/05/24