Entry antsantsa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
Explanations in English A shark. See akio [1.2]
 A shark [1.7]
Explanations in French Requin [1.8]
Examples iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [2.5]
Vocabulary 
Synonyms akio
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 

Entry antsantsa
Part of speech noun
Explanations in English Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
Vocabulary 
Synonyms antsiantsy

Entry antsantsa
Part of speech noun
Explanations in English In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
Vocabulary 
Synonyms jiolahy

Anagrams 

Updated on 2023/08/16