Entry an-tanàna (any, tanàna)
Part of speech adverb [full list]
Examples 
1- Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
2Hono ray olona ato an-tanàna
mba nandry teto ve Rasoavangaina?
[2.131]

Entry an-tanana (any, tanana)
Part of speech adverb [full list]
Examples 
1ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
2Ankotsohotso
hatsotso roa venty
raha mahay hianao
dia roa no ho an-tanana
[2.131]

Updated on 2020/07/31