Entry (1/4) | 1 anky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tranainy kokoa noho ny anky [1.10#A309] 4 Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1] |
Explanations in French |
5 La largeur d' un doigt [2.415] |
Examples |
6 Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky. [2.436#] |
Vocabulary |
7 Space |
Derivatives |
|
Other spellings | 9 ankihy |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 11 anky |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 tondro, ankibe (rantsana) [Bezanozano]
[1.78] |
Vocabulary |
14 Biology |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 17 anky |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [Vezo]
[1.68] |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 24 anky |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy. [Bara]
[1.196] |
Vocabulary |
27 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/02/03 |