Entry |
ankoala
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Helodrano lehibe sady lalina [1.10]
|
Vocabulary |
Origin | Malay: kuala: vava-vinanin' ony.
|
|
Entry |
ankoala
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Omby vaventy nefa mahia. [1.10]
|
| Lehibe ary mahia: Omby ankoala [1.1]
|
Explanations in English | Lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala. [1.2]
|
Explanations in French | Boeuf grand et maigre [2.415]
|
Vocabulary |
|
Entry |
ankoala
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika [1.10]
|
Explanations in French | Se disait des jeunes gens grands et mal conformés [2.415]
|
|
Entry |
Ankoala
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in Malagasy | Faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy [1.10]
|
|