Entry ankandrefana (andrefana)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [1.10]
  [1.1]
Explanations in French Voyez andrefana [1.3]
Derivatives 
Analogs  anavaratra ~ anatsimo ~ antsinanana

Updated on 2023/01/20