Entry ankabiazany (be)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jereo ankabeazany [1.1]
Explanations in English A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro, be, ankamaroany [1.2]
Explanations in French La plupart, la majorité [1.3]
Examples 
1ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38]
2koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48]
Morphology 
Simple : ankabiazany, ankabiazan', ankabiazan-, ankabiazan-
Other spellings 
Analogs  ankamaroany ~ be ~ maro

Anagrams 

Updated on 2023/01/05