Entry | 1 anjoro firarazana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin' io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin' ny tsinan' ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an' ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny |
Explanations in English |
4 [1.2][anjorofirarazana] [rary, chanting, prayers.] The north-east corner of a house where the rary is sung and the sorona is usually made. |
Examples |
5 [2.588] Dia nandohalika nanatrika teo anjorofirarazana izy ka nivavaka hoe : Eny Andriamanitra, Andriananahary! |
Elementary words | 6 an-joro, firarazana |
Other spellings | 7 anjorofirarazana |
Analogs | 8 zorofirarazana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |