Entry añindambo
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba da holo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms a├▒inangatra
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Updated on 2012/10/22