Entry andro iray toa zato
Elementary words andro ; iray toa zato
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny [1.1]
Explanations in English One day like a hundred [1.7]
Explanations in French Un jour qui en vaut cent, jour de fĂȘte [1.3]
 Un jour sans pareil [1.8]
Examples 
1Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra [2.285]
2Andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346]

Updated on 2023/11/20