Entry (1/3) | 1 andro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
masoandro, orana: Avy ñy andro 4 [1.1] Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina Fotoana: Vary andro foana eto aho |
Explanations in English |
5 [1.2] the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] 6 [1.7] a day; an epoch or period a great day |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.5#65] jour, temps 8 [1.5#65] époque |
Vocabulary |
9 Time |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Titles |
Proverbs | 153 Proverbs containing the word andro |
Article |
154 Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 155 andro |
Part of speech | 156 noun |
Explanations in English |
157 [1.2] |
Explanations in French |
158 [1.3] action de se baigner, bain |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 166 andro |
Part of speech | 167 noun |
Explanations in Malagasy |
168 [1.78] [Taisaka]
habokana |
Explanations in French |
169 [1.82] [Taisaka]
lèpre |
Vocabulary |
170 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 172 andro, doran, drano, droña, ndrao, ondra |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |