Entry manandro (andro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany
Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray
Mitovy hevitra: manitsaka andro ~ mitety andro [1.1]
Explanations in English To practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [1.2]
 To cast a horoscope; to pick out lucky days [1.7]
Explanations in French Tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes [1.8]
Examples Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857]
Morphology 
Present : manandro
Past : nanandro
Future : hanandro
Imperative : manandroa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14