Entry | 1 andriambavilanitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary |
Explanations in English |
4 [1.2] a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. |
Examples |
5 [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra 6 [2.528#] Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka. |
Vocabulary |
7 Forms of Address |
Elementary words | 8 andriana, vavy, lanitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |