Entry andalana (ana, lalana)
Part of speech noun
Malagasy definition Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto
¶ Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany
¶ Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila
¶ Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [Rajemisa 1985]
 fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [SLP 1986]
English translation Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [Richardson 1885]
French translation rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [Abinal 1888]
 ligne, vers [SLP 1986]
Derivations 
Morphology 
andalana
andalako
andalanao
andalany
andalantsika
andalanay
andalanareo
andalan'
andalan-
andalam-
andala-
Compound words, titles, names 

Entry an-dalana (ana, lalana)
Part of speech adverb [full list]
French translation dans le chemin, en route [Abinal 1888]

Entry andalana (lala)
Part of speech relative verb
French translation  [Abinal 1888]
Morphology 
andalana
andalako
andalanao
andalany
andalantsika
andalanay
andalanareo
andalan'
andalan-
andalam-
andala-
nandalana
nandalako
nandalanao
nandalany
nandalantsika
nandalanay
nandalanareo
nandalan'
nandalan-
nandalam-
nandala-
handalana
handalako
handalanao
handalany
handalantsika
handalanay
handalanareo
handalan'
handalan-
handalam-
handala-
andalao

Updated on 2020/09/27