Entry |
anaty
(aty)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [1.1]
|
Explanations in French | Interne [1.8]
|
| Intrinsèque, intérieur [1.13]
|
| Interne: Aretina anaty (Maladie interne) [1.3]
|
| Interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...] [full text in 1.5]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
anaty
(any, aty)
|
Part of speech | preposition
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [1.1]
|
Explanations in English | Inside [1.7]
|
Explanations in French | Dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [1.3]
|
| Dans, au-dedans, parmi [1.5]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
anaty,
anatiko,
anatinao,
anatiny,
anatintsika,
anatinay,
anatinareo,
anatin',
anatin-,
anatim- |
Past : |
tanaty,
tanatiko,
tanatinao,
tanatiny,
tanatintsika,
tanatinay,
tanatinareo,
tanatin',
tanatin-,
tanatim- |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
anaty
(any, aty)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in English | Inside [1.7]
|
Explanations in French | Intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [1.3]
|
| Intérieurement [1.8]
|
| Intérieurement: Mihomehy anaty [...] [full text in 1.5]
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
|