Entry an' arivo (any, arivo)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy hita isa, tsy tambo isaina [Rajemisa 1985]

Entry anarivo
Part of speech noun
Malagasy definition tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [SLP 1986]
French definition chiffre des mille [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

2013/10/21