|
|
|
|

Entry (1/2)1  anareo
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1]
Explanations in English  4  You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [1.2]
5  you (plur. - as object); yours [1.7]
Explanations in French  6  Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3]
7  Vous, à vous (pluriel). [1.5]
8  vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8]
Explanations in Italian  9  voi
10  il vostro [1.18]
Compound words 
Tables and plates  12  All the pronouns
13  All the pronouns

Entry (2/2)14  anareo
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  olom-pady [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  17  anareo, anerao, eroana

Updated on 2023/08/18