|
|
|
|

Entry1  -nareo
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?
Explanations in English  4  [1.2] Your, yours; by you. It is plural.
Rainareo [ray]: your father.
Efanareo [efa]: finished by you.
When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet.
5  [1.7] your; done by you (plural)
Explanations in French  6  [1.3] Votre, vos, à vous, par vous, de vous. Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère. Vitanareo: accompli par vous.
7  [1.5] -nareo. De vous, par vous. Votre, vos.
8  [1.8] à vous, votre; fait par vous (pluriel).
Analogs  9  areo, ianareo, anareo
Tables and plates  10  All the pronouns

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21