|
|
|
|

Entry1  ampy mihira
Elementary words  2 ampy, 3 mihira
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1]

Updated on 2025/10/11