| Entry | 1 ampitoerana |
| Root | 2 toetra |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Examples |
4 mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny.
[2.470]
5 Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. [2.324] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|