| Entry (1/3) | 1 amparitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a
[1.1] |
| Entry (2/3) | 4 amparitra |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy
[1.1] |
| Explanations in English |
7 the bit of a brace used in carpenter's work.
[1.2] |
| Entry (3/3) | 8 amparitra |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia
[1.1] |
| Explanations in English |
11 a particular kind of dollar.
[1.2] |
| Explanations in French |
12 Piastre entourée d' un cercle. La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne
[2.415#6616] |
| Examples |
13 Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy amparitra.
[2.48]
|
| Vocabulary | 14 Economy: finances, management |
| Updated on 2025/09/12 |
|