|
|
|
|

Entry1  ampamelomandroa
Elementary words  2 am-pamelomana, 3 roa
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havanana, izany hoe mitovy amin' ny efa-jehy sy sasany, na voantondro efatra amby dimampolo [1.1]
Explanations in French  6 Mesure de longueur, depuis le bout des doigts jusqu’au deuxième sein [1.3]
[am-pelomanan-droa] 7 Depuis le bout des doigts jusqu'au deuxième sein [2.415#6683]
Vocabulary  8  Space

Updated on 2025/09/12