Entry ampamatoran-janak' omby (fatotra, zanaka, omby)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31