Entry ampahibemaso (fahitra, be, maso)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. [1.1]
Explanations in English Publicly, openly
A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/08/11