|
|
|
|

Entry1  ampahatelo
Root  2  telo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#66][ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy
Explanations in English  5  [1.7][ampahatelony] a third part (and so with larger numerals)
Explanations in French  6  [1.3][ampahatelony] le tiers
7  [1.13][ampahatelony] tiers
8  [1.8][ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres)
Examples  9  Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472#102]
10  ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5]
11  ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Morphology 
13  Simple :
Analogs  14  ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word ampahatelo

Updated on 2022/05/01