Entry amena
Part of speech noun
Malagasy definition Teny hebrio izay fahita amin' ny fiafaran' ny vavaka fanaon' ny kristianina, ka ny heviny dia hoe: Ho tanteraka anie izany [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Vita ny Amena, dia tapitra ny ainy. [Rabary: Daty, page 208]
2Ary ravehivavy hanao hoe: Amena, amena. [Baiboly: 4.5.22]

Entry Amena
Part of speech name (poem title)
Malagasy definition jereo Raoely: Amena
Author 
Tables and plates All the titles

2017/10/20