Entry ambonimandry (ambony, andry)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] vovonana [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Rakotosaona 1975]
 rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [SLP 1986]
English translation The ridge of a house. (Prov.) [Richardson 1885]
French translation panne faîtière [SLP 1986]

Entry ambonimandry (ambony, andry)
Part of speech expression
English translation  [Provincial] [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [Richardson 1885]

Entry ambonimandry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] taolandoha [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31