Entry ambonimandry (ambony, andry)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] vovonana [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Rakotosaona 1972]
   rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [SLP: Voambolana]
English definition   The ridge of a house. (Prov.) [Richardson 1885]
French definition   panne faîtière [SLP: Voambolana]

Entry ambonimandry (ambony, andry)
Part of speech   expression
English definition   [Provincial] [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [Richardson 1885]

Entry ambonimandry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] taolandoha [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2009/10/16