Entry | 1 amberivatry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa [1.1] |
Explanations in English |
4 a shrub largely cultivated to supply food for silkworms. The seeds are also eaten by the natives. The leaves afford a green dye for cotton. It is known in Mauritius as Ambrevade. Cajanus indicus , Spreng. Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.) [1.2] |
Explanations in French |
5 ambrevade. Cajanus indicus, Spreng. [1.3] 6 (Comme ambarivatry). Cajanus indicus Spreng. Nom Illégitime = Cajanus cajan (L.) Millsp.(Fabaceae). [Merina] [1.196] 7 [Betsileo] |
Examples |
8 Volena akondro na amberivatry ny sisiny. [2.117] 9 amberivatry noladinim-bahy anie aho, ry zareo; [2.285] 10 Dingandingana namoa faharoa amberivatry namoa fahatelo alao ny latsaka alao ny navela nanova ka toa ahy hiany [2.131] |
Vocabulary |
11 Botany: grass |
Other spellings | 12 ambarivatry |
Scientific name |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word amberivatry |
Updated on 2020/07/31 |