Entry amberivatry
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa [Rajemisa 1985]
English definition a shrub largely cultivated to supply food for silkworms. The seeds are also eaten by the natives. The leaves afford a green dye for cotton. It is known in Mauritius as Ambrevade. Cajanus indicus , Spreng. Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.) [Richardson 1885]
French definition ambrevade. Cajanus indicus, Spreng. [Abinal 1888]
French definition  [Betsileo, Merina] (Comme ambarivatry). Cajanus indicus Spreng. Nom Illégitime = Cajanus cajan (L.) Millsp.(Fabaceae). [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 
Scientific name Cajanus indicus
Other spellings 
Synonyms ambatry ~ antsotry
Examples 
1Volena akondro na amberivatry ny sisiny. [FOFAFIPE: Rosovola, page 53]
2Amberivatry noladinim-bahy anie aho, ry zareo; [Rabemolaly: Fary, page 138]
3Dingandingana namoa faharoa amberivatry namoa fahatelo alao ny latsaka alao ny navela nanova ka toa ahy hiany [Fox: Hainteny, number 394]
Quotes 

2018/04/26