Entry ambavafo (vava, fo)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms vavafo
Examples Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady. [Andraina: Mitaraina, page 167]
Quotes 

2014/09/11