Entry ambaratonga
Elementary words ambaraka ; tonga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto
Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra
Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà [1.1]
Explanations in English A ladder, steps, stairs; gradation. [1.2]
 A step or degree in progress; a degree of honor or authority [1.7]
Explanations in French Hiérarchie [1.3, 1.8]
 Les marches, degrés
Gradation [1.3]
 Grade, un degré dans la hiérarchie [1.8]
 Degré, niveau [1.13]
Examples 
1Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra. [2.270]
2Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra. [2.298]
3Ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana. [2.296]
Compound words 

Updated on 2023/07/25