Entry (1/3) | 1 ambany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana |
Explanations in English |
4 [1.7] under |
Explanations in French |
5 [1.8] en bas, au dessous |
Derivatives |
|
Antonyms | 11 ambony |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/3) | 64 ambany |
Part of speech | 65 preposition [Full list] |
Explanations in English |
66 [1.2, 1.7] down 67 [1.2] [root vany.] Under, beneath, below |
Explanations in French |
68 [1.8] sous, bas |
Vocabulary |
69 Space |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 71 ambany |
Part of speech | 72 noun |
Explanations in Malagasy |
73 [1.78] [Sihanaka]
andrefana |
Explanations in English |
74 [1.2] [Provincial]
The west |
Vocabulary |
75 Space |
Anagrams | 76 ambani, ambany, ambina, animba, banaim |
Updated on 2022/12/13 |