Entry ambainy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  ambay [1.1]
  [Bezanozano] Sakany, ampohiny [1.78]
 Ampohin'ny mahitsizoro [1.13]
 Ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra [1.62]
Explanations in French Lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés) [1.3]
 Largeur [1.13]
Examples Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonyms ambay ~ sakany

Anagrams 

Updated on 2020/07/31