Entry aloalon-tany aman-danitra (alo, tany, amana, lanitra)
Part of speech expression
Malagasy definition Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) [Rajemisa 1985]

2009/11/07