Entry alatrano
Elementary words ala ; trano
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1]
Explanations in French Dehors, hors de la maison [1.3]
Examples 
1Namaky kitay teo alatrano Idada. [2.332]
2Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357]
3Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356]

Updated on 2023/12/12